Ry Tanindraza nay malala ô
De Wikipedia, la enciclopedia libre
Ry Tanindraza nay malala ô (Oh Nuestra Amada Patria en español) es el himno nacional de Madagascar
[editar] Letra en malgache
- I
- Ry Tanindrazanay malala o!
- Ry Madagasikara soa
- Ny Fitiavanay anao tsy miala,
- Fa ho anao doria tokoa
- Fiverenena
- Tahionao ry Zanahary
- Ity Nosin-dRazanay ity
- Hiadana sy ho finaritra
- He! Sambatra tokoa izahay.
- II
- Ry Tanindrazanay malala o!
- Irinay mba hanompoana anao
- Ny tena sy fo fanahy anananay,
- 'Zay sarobidy sy mendrika tokoa
- Fiverenena
- Tahionao ry Zanahary
- Ity Nosin-dRazanay ity
- Hiadana sy ho finaritra
- He! Sambatra tokoa izahay.
- III
- Ry Tanindrazanay malala o!
- Irinay mba hitahiana anao,
- Ka ilay Nahary izao tontolo izao
- No fototra ijoroan'ny satanao.
- Fiverenena
- Tahionao ry Zanahary
- Ity Nosin-dRazanay ity
- Hiadana sy ho finaritra
- He! Sambatra tokoa izahay.